Tantara tamin'ny 10 Mey 2008
Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana
Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky...
Libanona: tsy mifankahazo ny resaka
“…fifandraisana tsara aro tany amin'ny tany tsy azo idiran'ny olona hafa ary nanampy ny mpitolona niady tamin'ny miaramila Isiraeliana niaraka tamin'ny fitaovany harifomba nandritra adin'ny fahavaratra 2006 ilay fifandraisandavitra ifaneraseran'ny...
Myanmar: Milona ny asa famonjena
Miakatra hatrany ny isan'ny maty tao Myanmar andro maro taorian'ny nandalovan'ilay rivo-doza mahafaty namely ny firenena. Razana maro no ariana (atsipy) any an-drenirano Tonga avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao ny fanampiana saingy ny fitondrana miaramila no mampanano-sarotra ny hetsik'ireo fikambanana mpanampy avy any ivelany. Miharatsy ny toe-draharaha rehefa ny sakafo sy ny fanafody no tsizarizary
Japàna : Fandaharana mitatitra ny famonoana ho faty ara-pitsarana, nalefa 53 taona taty aoriana
Horoampeo sy horonantsary izay nalaina nandritra ny famonoana ho faty ara-pitsarana notanterahina tany Japàna 53 taona lasa izay no nalefan'nyradio Nippon Cultural Broadcasting tamin'ny 6 May sy ny fandaharana Super...