- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fahalalahàna miteny, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Teknolojia, Tsidika, Zon'olombelona

Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu [1], sy Uncommon Sense [2] ary 1Click2Cuba [3] dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y [4]] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny vao tsy ela.