- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena ?

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Amanda Atwood no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra izay napetraky ny Zimbaboeana mikasika ny tolokevitry ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena [1] any Zimbaboe :

We’ve received a flood of replies, particularly via SMS, with voices against a government of national unity out numbering those in favour of it by about 10:1.

“Tondraka mihitsy ireo valiny voarainay, indrindra ara-SMS, izay manohitra ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena, ka ny taha mihoatra amin'ireo izay manohana izany dia 10:1.”