Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

28 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 28 Avrily 2008

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José...

Zimbaboe : Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena ?

Amanda Atwood no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra izay napetraky ny Zimbaboeana mikasika ny tolokevitry ny hisian'ny Governemanta Tetezamita Iombonan'ny Firenena any Zimbaboe : We’ve received a flood of replies, particularly via SMS, with voices against a government of national unity out numbering those in favour of it...

Zimbaboe : “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny”

This is Zimbabwe no mitatitra ny fampahafantarana ireo gazety ny fiforonan'ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” any Zimbaboe : The Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe (IDAZIM) has initiated, with full support from civil society, labour and legal organizations, the Truth and Justice Coalition on Zimbabwe. Its objectives...