- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Syria: 60 taona taorian'ny Deir Yasin

Sokajy: Israely, Palestina, Syria, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Tantara, Teratany, Vonjy Voina

“Raha miomana hankalaza ny faha-60 taona ny Isiraeliana, ary ny palestianiana kosa feno 60 taona izay ny nakana ny tany taminy, dia tsy maintsy manome voninahitra ireo lavo tao anatin'ny habibiana nitranga nandritra ny fandripahana tao Deir Yasin tamin'ny 9 Avrily 1948 isika,” hoy Rime Allaf [1], izay nahatsiaro ny faha-60 taona ny fandripahana [2].