- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Eritreritry ny Moanina Tibetana iray

Sokajy: Shina, Ady & Fifandirana, Fanoherana, Fivavahana, Politika, Zon'olombelona

Nitatitra indray mandeha ny lahatsoratra nosoratana Moanina Tibetana iray mikasika ny raharaha tamin'ny 14 marsa lasa teo i Woser. Nokianiny avokoa na ny fihetsiketsehana miharo herisetra na ny fanamelohana nataon'ny governemanta Shinoa ny Dalai Lama [1] [zh] ka nahavery ny marina (mody tsy ilazana hoe nanolana ny marina).