Tantara tamin'ny 09 Avrily 2008
Iraka:Fotoana iray manan-tantara
Ady ao Basra… tsy fahazoana mivezivezy amin’ny alina any Bagdad… fanafihana an’habakabaka any amin’ireo tanan-dehibe… avy eo fampitsaharana poa-basy… fa inona no mitranga eto an-tany e? Tatitra iray tamin’ny BBC...
Afghanistan : Atrikasa voalohany amin'ny fitorahana blaogy tao Kabul
Nahatontosa ny atrikasa voalohany teo amin'ny tantaran'izy ireo ny Fikambanan'ny Mpitoraka Blaogy ao Afghanistan [Afghan Association of Blog Writers] (Afghan Penlog) rehefa nisedra tsy fahampian'ny vola sy ny herin'aratra. Tamin'ny...
Zimbaboe : Mofo, sy ronono ary taratasy fifirana
Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] no manazava ny toe-draharaha iainany ankehitriny any Zimbaboe : The parallel realities we live in have become the only reality now. The other one is...
Mpanao gazety Toniziana mitatitra ny fifidianana any Zimbaboe
Mpanao gazety Toniziana i Bassam Bounenni, izay miblaogy ao amin'ny Wherever I Roam, That's My Home [n'aiza n'aiza ivenjivenjeko dia tranoko any], mitantara izay fitaterany hoan'ny fantsona fampahalalam-baovao Silamo Al...
Kiobà: Shina – Tibet, fanehoan-kevitra
“Araka izay efa mety ho renao, dia nahomby ny fanembatsembanana nataon'ny mpilahatra an-dalambe, miantso ny Shina Komonista hanaja ny zon'olombelona sy hiala an'i Tibet, nandritra ny fampitana ny afo olaimpika...
Shina: Eritreritry ny Moanina Tibetana iray
Nitatitra indray mandeha ny lahatsoratra nosoratana Moanina Tibetana iray mikasika ny raharaha tamin'ny 14 marsa lasa teo i Woser. Nokianiny avokoa na ny fihetsiketsehana miharo herisetra na ny fanamelohana nataon'ny...
Iran: Miantso fihavaozana i Ahmadinejad
Mahmoud Ahmadinejad, Filoha Iraniana, tamin'ny famahanam-bolongana farany nataony, no niteny [Fa] fa mila fanavaozana ny firenena ary tsy tokony afangarontsika ny fahakamoana sy ny fifikirana amim-pahalalàna ny nentim-paharazana.Niangavy ny olona...
Kiobà : Nahazo loka lehibe ny mpamaham-bolongana nosakanana Yoani Sánchez
Yoani Sánchez angamba no mpamaham-bolongana malaza indrindra any Kiobà, firenena izay voaramaso sy voafetra ny fahafaha-miditra amin’ny aterineto. Malaza dia malaza ho an’izay rehetra liana momba an’i Kiobà ny bolongan-dravehivavy...
Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia
Kiwanja [Kenny] izay nandalo tany Zimbaboe fahiny dia manoratra mikasika ny fampiasana ny rindrakajy FrontlineSMS [SMS amin'ny lohalaharan'ny ady] any Zimbaboe: A local NGO seeking to promote human rights and...
Mozambika : Dinidinika momba ireo vaovao
Bayano Valy monina any Maputo, any Mozambika, no mizara ao amin'ny blaogy Nullius in Verba izay heviny mikasika izay tokony ho toetoetr'ireo vaovao : Na minha humilde opinião é necessário...