- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Mbola eo am-panisana foana …

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Ny blaogin'ny kubatana.net no mizara vaovao farany mikasika ny fifidianana filoham-pirenena [1] any Zimbaboe :

Zimbabwe state broadcasting says that the government is still collecting presidential ballots from across the country. Yeah right, pull the other one. I know we do things slowly in Zimbabwe but this is ridiculous. Never mind water torture, try listening to Zimbabwe state radio and television day in and day out whilst waiting for the drip feed election results.

“Nambaran'ny fampahalalam-baovaom-pirenena fa mbola eo am-panangonana manerana ny firenena ireo valim-pifidianana ny filoham-pirenena ny fanjakana ankehitriny. Mba zavatra hafa tantaraina ! Ekeko fa miadana fanao zavatra isika aty Zimbaboe anefa dia mba “lainga marivo tototra” koa izany. Tsy hampijaly rano anefa, eo am-panarahana isan'andro izay vaovao farany araky ny fampahalalam-baovaom-pirenena, eo am-piandrasana izay valim-pifidianana izay tonga miadana tsirairay toy ny rano mitete.”