- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cuba: afa-miditra hoe?

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fampandrosoana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Politika, Tantara, Toekarena sy Fandraharahàna, Zon'olombelona

“Eny ry zalahy sy ry zavavy, afaka ny miditra amin’izay trano fandraisam-bahiny tianareo idirana ianareo olom-pirenena tsotra eto amin’ny nosy Cuba, rehefa manam-bola vahiny matanjaka. Indrisy, izay indrindra no mandrangitra”

hoy Ninety miles away….in another country [1],(90 maily avy eo…efa firenena hafa) raha ny (telozoro Kiobana) The Cuban Triangle [2] indray no manoratra hoe:

“raha singa iray amin’ny anamelohana ny fanjakana Kiobana ny « fanavakavahana ara-pizahantany », dia azo isaina ho isan’ny fandrosoana ny ny fanafoanana azy.”