02 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 02 Avrily 2008

Qatar: Lalam-pandresena

Miarahaba ny ekipam-pirenen’i Qatar amin’ny baolina fandaka i Saddavi ao amin’ny Qatar Living tamin’ny nahazoany isa telo voalohany amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka erantany izay hotontosaina any Afrika...

02 Avrily 2008

Montenegro: Podgorica

Csíkszereda Musings no manoratra momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica: “Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera),...

02 Avrily 2008

Cuba: afa-miditra hoe?

“Eny ry zalahy sy ry zavavy, afaka ny miditra amin’izay trano fandraisam-bahiny tianareo idirana ianareo olom-pirenena tsotra eto amin’ny nosy Cuba, rehefa manam-bola vahiny matanjaka. Indrisy, izay indrindra no mandrangitra”...

02 Avrily 2008