- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Frantsa: Night Club Malagasy vaovao

Sokajy: Frantsa, Madagasikara, Foko sy Fiaviana, Voina, Zavakanto & Kolontsaina

harinjaka no mitatitra ny fisiana toeram-pihaonana amin'ny alina sy fandihizana natokana ho an'ny Malagasy (night club) vaovao [1] [Fr] iray any Marseille: “Fantatro avy amin'ny traikefa niainako manokana fa tsy mora ny miditra club eto (Frantsa),  indrindra fa hoe mainty ianao na arabo…Tsy ny Queen no lazaiko eto fa club iray izay ny Malagasy kosa no Olobe (VIP) ao.”