- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sokajy: Lalàna, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

Danny Choo manoratra momba ny filazana fa ny ISPs japoney dia terena hanala mpampiasa Internet izay mizara fichiers amin'ny Internet [1], manasongadina ny fahasamihafan'ny lazain'ny mpiteny anglisy sy mpiteny japoney ity resaka ity.