17 Marsa 2008

Tantara tamin'ny 17 Marsa 2008

Danny Choo manoratra momba ny filazana fa ny ISPs japoney dia terena hanala mpampiasa Internet izay mizara fichiers amin'ny Internet, manasongadina ny fahasamihafan'ny lazain'ny mpiteny anglisy sy mpiteny japoney ity...

17 Marsa 2008

Mamela hafatra momba ny op-ed nosoratan'ny prezidanta voafidy Serge Sargsyan sy ny mpisolo vava tao amin'ny parliamanta taloha Artur Baghdasarian, voatontan'ny Washington Post i Unzipped. Ity op-ed ity dia valin'ny...

17 Marsa 2008

“Isan'ny fombafomba ahiana indrindra any amin'ny faritra afovoany atsinanana ny “fitadiavam-bady”. Tsy mampiahiahy ny mpitady vady lahy sy ny fianakaviany irery ihany. Fa koa hita fa mampietry ny vehivavy izay...

17 Marsa 2008