- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kioba: Tsy hisy ny sakana?

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fampandrosoana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Tantara, Toekarena sy Fandraharahàna, Zon'olombelona

Child of the Revolution [1] (Zanaky ny Revolisiona) no misalasala raha mitodika amin'ny vaovao manambara fa “Afaka ny hividy kojakojam-pitaovana elekitironika tsy misy fanakatsakanana amin'izany ny Kiobana ” ho mari-pamantarana ny fivoaran'ny politika any.