Tantara tamin'ny 16 Marsa 2008
Kioba: Tsy hisy ny sakana?
Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) no misalasala raha mitodika amin'ny vaovao manambara fa “Afaka ny hividy kojakojam-pitaovana elekitironika tsy misy fanakatsakanana amin'izany ny Kiobana ” ho mari-pamantarana ny...
Armenia: Valintenin'ny mpitondra fanjakana
Unzipped no mitatitra fa efa nivoaka ny filazana ofisialy momba ilay lahatsary niparitaka nampiseho ny sampan'ny mpitandrony filaminana nitifitra mivantana teo anoloan'izy ireo ankoatra ny fitarainana nataon'ny mpitondra fanjakana. Nolazain'ny...
India:mpanohitra tibetana nosamborina
My Himachal no milaza amintsika fa misy mpanohitra Tibetana vitsivitsy nosamborina any India.