- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : Fanampim-baovao mikasika ny fakana an-keriny olo-maro

Sokajy: Mozambika, Fitantanam-pitondrana, Lalàna

Moçambique para Todos [Mozambika hoan'ny rehetra] no manoina ny vaovao izay napariaky i Ivone Soares [1] [tamin'ny 29 Janoary 2008], izay nakana an-keriny olo-maro tany amin'ny faritry Mocímboa da Praia. [2] :

Tudo muito estranho e quase de filme! Será que os media darão eco da conferência de imprensa? Já li cerca de 10 jornais de hoje(30) e nenhum falava no caso.

“Tena mahatsikaiky toy ny amin'ny sarimihetsika mihitsy ity raharaha ity ! Ka moa ve mba misy hitatitra amin'ny fampahalalam-baovao ? Gazety tsy latsaky ny folo no indray novakiako androany (30 January 2008) ary tsy nisy na dia iray aza mitatitra izany zava-nitranga izany.”