- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Emirà Arabo Mitambatra: Tsy fisian'ny atody sy fifaninanana

Sokajy: Emirà Arabo Mitambatra, Sakafo, Zavakanto & Kolontsaina

Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i  Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa [1] misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra  amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io. (dia tena tian'ny Emirà Arabo Mitambatra mihitsy ity atody ity an!, hoy ny mpandika teny)