- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Goatemala : Bokina minisitry ny fampianarana teo aloha

Sokajy: Amerika Latina, Goatemalà, Fanabeazana, Fitantanam-pitondrana

Ronald Flores no mijery todika ny boky vaovao nosoratan’i María del Carmen Aceña [1] mitondra ny lohateny hoe “Ahoana rehefa Minisitry ny fampianarana eto Goatemala, mampihatra ny fanavaozana ary tsy rendrika am-panatanterahana: Boky fampiasan-tena.” Manoro hevitra ny mpamaky i Flores hividy ity boky “tena ilaina” ahitana ny haizatran’i Aceña tao amin'ny governemanta Goatemalteka ity.