- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Fanoherana, Politika, Vaovao Mafana

French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana [1]” [connerie inhumaine] izy :

La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les vieux démons …

“Ny ady an-trano ve ? Moa ve tena nitsahatra tokoa izy io ? Angamba ny fanjanahan'ny Syriana dia karazana fampatoriana (toy ny amin'ny fandidiana) ka rehefa nisinda izy io dia namaha fatorana ireo devoly antitra teo aloha …”