- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kambôdza: Fanevam-pirenena napetaka amin'ny kapa

Sokajy: Kambodza, Fifandraisana iraisam-pirenena

Tezitra amin'ny Vietanmiana mivarotra kapa misy ny sarin'ny tempolin'ny Angkor [1] mipetaka eo amboniny ny Kambôdziana. Ahitana ny sarin'ny tempolin'i Angkor avokoa manko na ny vola na ny sainam-pirenena Kambôdziana.