- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Oganda : Blaogy hoan'ny haitaotrano

Sokajy: Oganda, Fampandrosoana

Citizen Uganda no mitatitra momba ny blaogy mifantoka amin'ny haitaotrano [1] :

If you have never been to Kampala let me spare you the suspense; it is a poorly planned city and there is little to see in the way of architecture. The good news though is that there is a blogger who is trying to do something about this.

“Ho anareo tsy mbola nitsidika an'i Kampala, mamela ahy hanala sarona avy hatrany ny raharaha, tanàna isan'izay ratsy filamina io, ary tsy misy zavatra mendrika hotsidihina ara-haitaotrano any. Ny vaovao mahafinaritra anefa dia ity mpiblaogy izay miezaka hanarina izany raharaha izany.”