- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Koety: Scarlett Johansson tany Koety

Sokajy: Koety, Ady & Fifandirana, Hehy

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson [1], velom-panontaniana i Mark :

How does one go about getting access to US camps in Kuwait?

“Lalana inona ary no tokony arahina mba hazahoana alàlana hiditra ny toby Amerikana aty Koety aty ?”