23 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 23 Janoary 2008

Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio

  23 Janoary 2008

Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not only the most popular musician in Belize, he was also a serious music and cultural activist with a deep commitment...

Amerika sy Shina : Martin Luther King sy Shina

  23 Janoary 2008

Jeremiah Jenne dia mampahatsiahy ao amin'ny Granite Studio ireo teny nambaran'i Martin Luther King mikasika ny ady tany Vietnama sy Shina, izay heveriny fa fijery mbola mitombona mandrak'androany : They must see Americans as strange liberators. The Vietnamese people proclaimed their own independence in 1945 after a combined French and...

Arabia Saodita : Mety hahazo alàlana hamily fiarakodia ny vehivavy

  23 Janoary 2008

Muneeb no manome rohy ao amin'ny Mideast Youth momba ny vaovao fa alohan'ny faran'ny taona, dia mety hahazo alàlana hamily fiarakodia ny vehivavy any Arabia Saodita : Women in Saudi Arabia will be allowed to get behind the wheel as the government lifts its longstanding ban on female drivers, according...

Arabia Saodita : Afaka mijanona amin'ny hotely irery ny vehivavy

  23 Janoary 2008

Or Does it Explode no mitatitra izay fandresena kely hoan'ireo vehivavy any Arabia Saodita. Araky ny fampahalalam-baovao dia : Women in Saudi Arabia can now stay in a hotel or a furnished apartment without a male guardian, according to a government decision that comes as the country faces increasing criticism...

Koety: Scarlett Johansson tany Koety

  23 Janoary 2008

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson, velom-panontaniana i Mark : How does one go about getting access to US camps in Kuwait? “Lalana inona ary no tokony arahina mba hazahoana alàlana hiditra ny toby Amerikana aty Koety aty ?”

Kazakhstana : Mpanao gazety Alemàna nisy nanafika tany Astana

  23 Janoary 2008

Ben no mitatitra fa ny mpanao gazety Alemàna Marcus Bensmann dia naratra mafy rehefa avy notafihin'olona tany Astana, renivohitry Kazakhstana : Marcus Bensmann has made his name in the wake of the Andijan tragedy in Uzbekistan in 2005. He was one of the few journalists to witness the scenes on...

Sodana : “Bromure de potassium” sy famosaviana

  23 Janoary 2008

Andrew Heavens no manoratra momba ny “Bromure de potassium” sy famosaviana any Sodana: Only in Sudan. Sudanese bakery owner fined for using witchcraft in court “Raha tsy any Sodana ianao tsy hahita fitsarana manome lamandy tompo-trano fanaova-mofo vokatry ny fiampangana famosaviana”

Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto

  23 Janoary 2008

Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra: If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where...

Ghana : Miblaogy ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008

  23 Janoary 2008

Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra : I welcome you all to Ghana 2008 – the 26th African cup of Nations. Today, 20th of January, 2008(today) the city of Accra in Ghana came alive with the opening ceremony...

Afrika Atsimo : “Cape Town food blog”

  23 Janoary 2008

Asain'i Andrew ireo mpamaky mba hitsidika ny Blaogy mifantoka amin'ireo karazana sakafo fahita any Cape Town, Afrika Atsimo [Cape Town food blog] : As a child sitting at my mother's feet as she baked pies for the tuisbedryfe of the Peninsula (the first word out of my flour dusted head was...