- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina

Sokajy: Kenyà, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna

Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya [1]:

Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase vouchers for Kenyans in Distress. The food and supplies bought will be distributed by the Red Cross to the various parts of Kenya that have been affected by post election violence

“Efa misokatra ankehitriny ny pejy natokana hanagonana ireo fanomezana ao amin'ny vohikalan'ny Mamamikes. Rehefa eo amin'ny renupejy ianao dia afaka misafidy ny hividy “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina Kenyana. Ireo sakafo sy zavatra ilaina maika andavan'andro dia hotsinjarain'ny Vokovoko Mena amin'ireo faritra voakasik'ireo herisetra izay nipoaka taorian'ny nivoahan'ny valin'ny fifidianana filoham-pirenena.”