Tantara tamin'ny 18 Janoary 2008
Madagasikara : Nahaton'ny fanjakana ny fandaharana fanta-daza “Karajia”
Ny namana Jentilisa monina any Antananarivo, no nitatitra ny “fanafoanana” [suspension hoy ny fandaharana hafa] izay noraisin'ny fanjakana hihàtra amin'ny fandaharana fanta-daza “Karajia” izay mpandeha maraina ao amin'ny radio Katôlika...
Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina
Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya: Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase...
Etiôpia : Tapaka ny radio “Voice of America” !
Tedla Asfaw no mitatitra ao amin'ny African path ny fanapahana ireo onjam-peon'ny radion'ny “Voice of America” any Ethiopia: VOA Amharic, Oromiffa and German Amharic have been jammed in Ethiopia and...
Afrika Atsimo : Vehivavy mpamboly “bio”
Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo: The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and...
Kenya : Tsy hiara-miasa amin'ireo orinasa mifandray amin'ny filoha Kibaki
Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya: ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends...
Ny fiainan'ireo mpanankarena any Afrika Atsimo
Beneburundi no mitatitra izay fiainan'ireo mpanankarena any Afrika Atsimo : L’Afrique du Sud est très différente de ce que j’avais pu m’imaginer. C’est comme les Etats-Unis en Afrique : des...
Angôla : Saranga mifangarika
Tsikerain'i Orlando Castro ny fifangarihan'ny saranga izay ahariharin'ny fanorenana tranobe mijoalajoala izay hisy rihana miisa 70 any Luanda, izany no (kasaina) ho trano mijoalajoala indrindra any Angôla izay ahitana, trano onenana...
Bielaròsy, Rosìa : Fiaran-dalamby Minsk-Murmansk
LJ mpiblaogy ao amin'ny af1461 dia manapariaka sary meva maro mikasika ny faritra Avaratra, ny faritra Faran'ny Atsinanana sy faritra hafa any Rosia, ary koa momban'ny lalamby Rosiana (jereo, ho...
Ghana : Mivantana ao amin'ny “African Path” ireo lalaon'ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika, baolina kitra
Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana : The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations...
Kiobà : Fampianarana mikasika ny fananahana
Zenia no manoratra ao amin'ny blaogy Regalado mikasika ny fampianarana mikasika ny fananahana any Kobà : En reiterados contextos hemos escuchado dos conceptos relacionados con la educación sexual en Cuba, que...