- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Tsy hiara-miasa amin'ireo orinasa mifandray amin'ny filoha Kibaki

Sokajy: Kenyà, Politika

Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya [1]:

ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends and supporters.

“Raila Odinga, filohan'ny antoko ODM [Orange Democratic Movement] dia niantso ireo mpomba azy mba hitsahatra tsy hiasa intsony sady tsy hifandrairay amin'izay mety ho orinasan'ireo naman'ny filoha Kibaki sy izay mpomba azy.”