- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Letonia: Raharaha maizin’ny olom-pirenena rosiana

Sokajy: Letonia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tsidika

Marginalia no mitatitra [1]: “Raharaha maizina mahavàka iray hafa indray mahatafiditra an’i Letonia – dia ny fivarotana pasipaoro eo ho eo amin’ny zato ho ana mpanankarembe izay olom-pirenena Rosiana ny ankamaroany ka mitady ny tombotsoan’ny maha-mpikambana amin’ny Vondrona Eoropeana sy ny fifanarahan’ny Schengen an’ity firenena balta iray ity.”