- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?

Sokajy: Karaiba, Dominika, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here

“Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny fanorenana ny orinasa vaventy fanodinana solika ho lasantsy”

Manontany tena i Living Dominica [1] raha misy zavatra tsy arany [tsy nanao fanambarana ny fitondrana tany amin'ny nosy Dôminika sady tsy nisy nahita ireo fikarohana nampanantenaina momba izay mety ho vokadratsin'izany orinasa izany amin'ny tontolo iaianana].