11 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 11 Janoary 2008

Iran : Ngolin'ny hatsiaka !

Misedra ririnina tena henjana i Iran amin'ity taona ity nohon'ny hatsiaka. Tanàna maro no voafandriky ny oram-panalà ary tsy latsaky ny valo ireo olona (efa) namoy ny ainy. Voasembatsembana aza hatramin'ny tolotra “gazy” [voan'ny...

11 Janoary 2008

Hong Kong : fanavotana ny Lung Mei

Natsangana ny bolongana vaovao iray hanavotana faritra mando iray ao Hong Kong (zh). Maminavina hanao fandaniambola hatramin’ny HKD130 000 000 ny governemanta hananganana tora-pasika voatr’olombelona ao Lung Mei, faritra mando voajanahary ao...

11 Janoary 2008

Taiwan: Ny vidin’ny anana

Nihena hatramin’ny atsasa-bidiny ny vidin’ny anana any Taiwan hatramin’ny nisokafan’ny tsenan’ny tantsaha. Hoy ny filazan’i PipperL mitantara ny fidinam-bidin’entana mampahory ny tantsaha any (zh)

11 Janoary 2008