- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Taiwan: Ny vidin’ny anana

Sokajy: Taiwan (ROC), Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Nihena hatramin’ny atsasa-bidiny ny vidin’ny anana any Taiwan hatramin’ny nisokafan’ny tsenan’ny tantsaha. Hoy ny filazan’i PipperL mitantara ny fidinam-bidin’entana mampahory ny tantsaha any (zh) [1]