- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bermuda : Tahan'ireo solontena vehivavy

Sokajy: Hafanàm-po nomerika, Politika, Vehivavy sy Miralenta

Araky ny fihevitry A Radical In Bermuda dia mila hetsika vaovao « tolona hikatsahana ny fitovian-jo hoan'ny vehivavy » [1] ireo nosy any Bermuda :

Bermudian women are severely underrepresented in the government in the backbenchers, cabinet and senate

« Tena henjana ny haìvan'ny tahan'ireo solontenan'ny vehivavy anivon'ny governemanta, anivon'ny solombavambahoaka, kabinetra sy loholona. »