- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava

Sokajy: Karaiba, Bahamas, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Lalàna, Politika, Tantara, Toekarena sy Fandraharahàna, Tsidika

“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”:

Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com [1] izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.