Tantara tamin'ny 10 Janoary 2008
Bangladesh : Ezaka fanampiana noho ny rivodoza Sidr
Nandrava an’i Bengladesh ny rivodoza Sidr ny tapaky ny volana Novembra teo, ary na dia nihena be aza ny firesahan’ny fampahalalam-baovao dia mbola mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ny traboina....
Jordana : Vonona amin'ny fahafaham-pitenenana ve isika ?
Velom-panontaniana i Qwaider mpiblaogy Jordaniana : According to all our totalitarian regimes, we are not. According the the US government who continues to support and back dictatorships of the regions,...
Brezila : Ny fitatitry ny fampahalalam-baovao ny vehivavy « mainty hoditra »
Denise Arcoverde ao amin'ny blaogy sindromedeestocolmo dia miresaka momba ny fomba fitatitra ny vehivavy « mainty hoditra» arak'ireo lahatsary mandeha amin'ny fahita-lavitra fijerim-bahoaka [ohatra “Marimar”], izay azo itarafana ny toe-tsain'ny...
Iran: Mpiandry revolisionera silamo sy i Hillary Clinton
Haji Washington no manoratra [Fa], fa raha marina ny filazana fa nohantsian’ny mpiandry revolisionera iraniana tsy tamin’antony ny sambo mpiady amerikana dia tian-dry zalahy handresy an’i Obama izay i Clinton....
St Vincent les Grenadines: Mozika meloka
“ Noho ny fisian’ny famonoana olona 36 voaisa tamin’ny herintaona dia hita fa ny zavatra tadiavinay farany indrindra (izany hoe ny zavatra halanay) dia mpihira manindrahindra ny fiainan-jiolahy” Izany no...
Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava
“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i...
Kazakhstan: fianjerana ovni
Nosoratan’i Zhanna Zhukovany vaovao hafahafa amin’izay lazaina fa fianjerana Ovni (Zavamanidina tsy fanta-piaviana – Objet volant non identifié) any avaratry Kazakhstan nataon’ny lehiben’ny polisy tao an-toerana tamin’ny mpiadidy ny toerana.
Kenya : Fitaovana ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra
Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : Ushahidi.com is a tool for people who witness acts of...
Kenya : Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana
Ny blaogy Black Looks dia mitatitra momba ny “Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana” [Action Alert blog] any Kenya : Pambazuka News has created an Action Alert blog for up to date...
Zimbaboe : Tantsaha mitaky haloa amin'ny sandam-bola “Rand”
Ny mpiblaogy Mugabe Mukaipa dia manapariaka vaovao izay navoaky ny gazety Zimbabwe Standard momba ireo Zimbaboeana izay mampiasa ny sandam-bola Afrikana Tatsimo : Villagers in most parts of Matabeleland are...