- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Marôka : Mitohy ny tolon'ireo Toaregy

Sokajy: Mali, Maraoka, Nizera, Ady & Fifandirana, Foko sy Fiaviana

Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] [1] mikasika ny tolon'ny Toaregy [2] [Touareg] [3] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] :

« Another way of getting rid of the Touregs of Niger and Mali is to exploit their lands through massive extractions of Uranium by the French government and corporations. Now a whole population is exposed to radiation and government oppression. »

« Fomba hafa iray fandroahana ny Toaregy tsy honina any Nizera sy Malia koa ny fitrandrahana ny [harena ankibon'ny] taniny amin'ny alalan'ny fitrandrahana ny “uranium” amin'ny fomba goavana ataon'ny governemanta Frantsay sy ireo orinasa [mpiara-dia aminy]. Amin'izao fotoana izao dia ny mponina iray manontolo no indray miharihary amin'ny lozan'ny “radiation” miampy ny vesatry ny governemanta izay manao “tsindry hazolena”. »

Amira Al Hussaini [4]