Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 09 Janoary 2008

Marôka : Mitohy ny tolon'ireo Toaregy

Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] mikasika ny tolon'ny Toaregy [Touareg] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] : « Another way of getting rid of the Touregs of Niger and Mali is to exploit their lands through massive extractions of Uranium...

Tontolo iainana : « Fanamaitsoana » ireo fiaraha-monina any Afrika Atsimo

Ny blaogy Carbon Copy dia manapariaka lahatsary-na 90 sekondra sy nandrombaka loka tamina fifaninanana izay mampiseho ny “township” Khayelitsha, Cape Town any Afrika Atsimo; izany lahatsary izany dia : « touches on daily township life in South Africa and how solar energy could be utilised to uplift the poor in...

Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana

Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary ankehitriny, dia afaka manoratra izay tsy azon’ny fampahalalam-baovao soratana ny Mpanabolongana, araka an’i Agence France-Presse (AFP) aza moa dia ny...

Rosia : Nikolai Marr

Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis: “Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho ny fitiavany fatratra sy ny nibahana loatra tao an-tsainy ny petrakeviny tsy mety voasedra. Tsy niatrika fianarana tenim-pirenena na dia...

Barbady: Fanalan’andro politika

“Mba misy fikendrikendrena olona politika ve any amin’ny orisanam-panalan’andro any?” Hoy Boyce Voice mpanabolongana avy any Barbady: “Tsy ianao mihitsy no tokony hatahotra mpanao politika fa izy no tokony hatahotra anao. Ry zareo no mila ny vatonao…”

Sodana : Mpiblaogy Aotrisiana miblaogy ny nitazonana azy

Ingahy Thomas Hirschvogel mpiteti-tany Aotrisiana dia mitantara momba ny nitazonan'ny manam-pahefana azy tany Sodana nohon'ny fiheverana azy ho mpitsikilo : « well, the postcards didn't cause any troubles, but the articles about the former rebel groups definetly did. it was just soooooooo stupid to carry them in my luggage. they...