- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika

Sokajy: Kenyà, Mozambika, Politika

Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [1] [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [2] [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena hafa toa antsika, izay mbola mitondra ny takaitran'ny 26 taona nisian'ny ady?”

Paula Góes [3]