- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kyrgistan: Sivilizasiona taloha hita ambanin'ny farihy

Sokajy: Kyrgyzstan, Tantara

Almaz no mitatitra [1] fa nisy fiarahamonina (sivilizasiona) helenika izany hoe grika hita tany ambanin'ny farihy Kyrgyz ao Issyk-Kul. Hevitreverina fa taonjato 25 tany hoa any no nisian'ity sivilizasiona ity.

Adil Nurmakov [2]