- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Tsy ampandraisana anjara amin'ny fahazoan-doka ny filma erotika

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Lalàna, Sarimihetsika, Zavakanto & Kolontsaina

Tsy eken'ny sampan-draharaha Shinoa miandraikitra ny Radio, ny Filma (lahatsary)  ary ny Televiziona (SARFT) hampidiriana hahazoana loka hozaraina any Shina izay nandray anjara tamin'ny fanantontosana lahatsary somary maneho firaisana ara-nofo na dia tsy hita mivantana aza izany, tafiditra amin'izany na ny mpilalao fototra na ny mpanatontosa (tsy hita anaty lahatsary aza). — ny vaovao fanampiny dia ao amin'ny Kenneth Tan from Shanghaiist [1].

Oiwan Lam [2]