- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Georgia: Miarahaba nahatratra ny taona

Sokajy: Zeorzia, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

Ny MFR Photoblog no maneho an-tsary ny voalohan'ny taona ao an-drenivohitry Georgia [1]. Nilaza ny mpamaham-bolongana fa maherin'ny 15 000 ny Georgiana nankalaza ny fety teo amin'ny kianjan'ny Fahafahana ao Tbilisi.

Onnik Krikorian [2]