- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Pôlôna : Vazivazy mikasika Pôlisy

Sokajy: Polonina, Fitantanam-pitondrana, Hehy

Ny blaogy The beatroot dia mizara ireo vazivazy ankafiziny mikasika ny Pôlisy Poloney [1]  :

« A tourist in Warsaw asks a man in uniform : 
“Are you a policeman?”
“No, I am an undercover detective.”
“So why are you in uniform?”
“Today is my day off.” »

« Mpizahatany iray any Varsovia manontany lehilahy manao fanamiana :
“Polisy ve ianao ?”
“Tsia, mpitsikilo ao amin'ny Pôlisy aho.”
“Ary nahoana ary ianao no miakanjo ny fanamianao ?”
“Satria tsy miasa aho androany.” »

Veronica Khokhlova [2]