- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Meksikô : Fampivadiana hai-tao-trano sy ny fampihenam-bidy ho fanarenana ny rava any Tabaskô

Sokajy: Amerika Latina, Meksika, Fampandrosoana, Voina

Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô [1] :

« While i can’t assure that it will be possible to lower the cost to a tenth of its current costs, i can assure than open architecture market reorganisation can leverage tabasco’s reconstruction.  »

« Na dia tsy afaka manome toky aza aho fa hampihena ny vidiny amin'ny ampahafolon'ny vidiny ankehitriny izany, mino aho fa ny fanavaozana ny fomba fitrandrahana ny tsenan'ny hai-tao-trano dia hanalaky kokoa ny fanarenana ny tanànan'i Tabaskô [ravan'ny tondra-drano]. »

Eduardo Avila [2]