Tantara tamin'ny 11 Desambra 2007
Vonona ny torolalana hamahanam-bolongana miafina amin'ny teny frantsay
Efa azo vakiana ankehitriny ny toro-lalana mamaham-bolongana miafina tsy fanta-toerana miaraka amin’ny WordPress sy Tor amin’ny teny frantsay ary isaorana ny mpamaham-bolongana Toniziana Malek Khadhraoui, ary efa sahirana izahay handika...
Meksikô : Fampivadiana hai-tao-trano sy ny fampihenam-bidy ho fanarenana ny rava any Tabaskô
Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô : « While...
Kôrea Atsimo : Mpianatra mamono tena
Ny mpiblaogy Matt dia mitatitra ao amin'ny blaoginy Gusts of Popular Feeling momba ireo mpianatra any Kôrea Atsimo, izay namono tena nohon'ny fahasarotan'ny fanadinana : « The twin sisters had been...