- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Ny navoaky ny fihaonambe

Sokajy: Afrika Mainty, Eoropa Andrefana, Fifandraisana iraisam-pirenena

Ny mpiblaogy Vital Moreira dia mamoavoafy mikasika ireo valiny navoaky ny fihaonambe nataon'ireo fivondronam-be Eorôpeana sy ny Fikambanan'ireo firenena Afrikana [1] :

« Contra os maus augúrios de muitos, a conferência realizou-se. Contra os maus presságios dos cínicos, nenhum assunto foi tabu, desde o Zimbabué ao Darfur, desde os direitos humanos à boa governação.  »

« Na dia ratsy azy ireo vintana notònin'ny maro, dia tanteraka ihany ny fihaonambe. Na dia ratsy aza ny fandinihan'ny mpanasoaso, dia tsy nisy lohahevitra izay fady tao, fa noresahina daholo hatrany Zimbaboe ka hatrany Darforo, noresahina koa ny momba ny fanajana ny zon'olombelona sy ny fitantanana madio / tsara [ good governance | bonne gouvernance] »

Paula Góes [2]