10 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 10 Desambra 2007

Timôr Atsinanana : Ny tanàna faran'izay maloto indrindra

  10 Desambra 2007

Ny blaogy Timor Online dia mitsikera ny fanambaràn'ny filoham-pirenena Jose Ramos-Horta izay mihevitra fa ny renivohitry Timôr Atsinanana no tanàna faran'izay maloto indrindra eran-tany : « Ramos-Horta esquece-se que é à Administração do Distrito de Díli que compete a limpeza da cidade, e esquece-se também de que nada fez enquanto Primeiro-Ministro?… » « Hadinon'ingahy...

Afrika : Ny navoaky ny fihaonambe

  10 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Vital Moreira dia mamoavoafy mikasika ireo valiny navoaky ny fihaonambe nataon'ireo fivondronam-be Eorôpeana sy ny Fikambanan'ireo firenena Afrikana : « Contra os maus augúrios de muitos, a conferência realizou-se. Contra os maus presságios dos cínicos, nenhum assunto foi tabu, desde o Zimbabué ao Darfur, desde os direitos humanos à...

Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube

  10 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia : « Eu só consigo ver o lado positivo disso. Porque ninguém vai deixar de ver bons filmes e muito...