- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem

Sokajy: Ejipta, Fahalalahàna miteny, Hafanàm-po nomerika

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana [1] avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona [2] dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny fanopàna ny filoham-pirenena Egyptiana Hosni Mobarakà.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem [3]]

Amira Al Hussaini [4]