05 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 05 Desambra 2007

Radiosikileta: sady radio no bisikileta

  05 Desambra 2007

Avy amin’i Juliana Rincon [es] no nahafantaranay ny fisiana bisikileta hafakely miasa ao Caquetá, ao Kolombia.ity : “It seats two and carries with it a complete radio broadcasting system, able to send out Wi-max signals and be heard not only through the Andaquí Community Radio, but live through Internet as...

Ny loza mitandidona ny mpanao gazety any Andrefan'i Afrika

  05 Desambra 2007

Loza fa any amin'ny firenena izay mitondra anarana midika “ny tanin'ireo olona mahitsy,” ny tsolotra sy ny fitantanana tsy madio dia mbola mahita hirika hatrany eo amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao any Borkina Fasò. Anivon'ity firenena izay manan-tantara amin'ny ady amin'ny fitantanana tsy madion'ny mpitondra ity, dia tsapa fa misy zavatra diso tanteraka ankehitriny....

Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem

  05 Desambra 2007

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny...

Guyana : Basy sa iPods ?

  05 Desambra 2007

Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny. Nicholas Laughlin