- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà : Nifidy « Tsia » ny tany Venezoelà

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Venezoela, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Politika

Ny mpiblaogy Child of the Revolution [1] [Zanaky ny Revôlisiona] dia :

« with great interest for the Castro regime's response »

« tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro »

ny “Tsia” izay nosafidian'ny mponina tany Venezoelà asetry ny soso-kevitry ny filoham-pirenena Hugo Chavez hanova ny lalàm-panorenana.