Tantara tamin'ny 03 Desambra 2007
Kyrgyzstana : Hetsika tselatra kasain'ireo mpiblaogy ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono
Ny mpiblaogy Tolkun Umaraliev dia mampahatsiahy fa ho feno 40 andro amin'ny Talata 4 Desambra 2007 ho avy izao ny nahafatesan'i Alisher Saipov, sangany amin'ny mpanao gazety, izay nisy nitifitra...
Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina
Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico : « Need the First: A mass transition from “politics...
Kiobà : Nifidy « Tsia » ny tany Venezoelà
Ny mpiblaogy Child of the Revolution [Zanaky ny Revôlisiona] dia : « with great interest for the Castro regime's response » « tsindrian-daona eo am-piandrasana izay havalin'ny fitondran'i Fidel Castro...