- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona : Ny ho mpanao pôlitika malaza no tanjona

Sokajy: Libanona, Politika

Ny mpiblaogy Life Flaw avy any Libanona dia manome toro-hevitra [1] hoan'ireo izay manao ho tanjona ny ho mpanao pôlitika malaza any Libanona :

« If you are not a fortunate son of a… leader, you need to find an alternative way to make your way in the swamp of politics. A very efficient way is to buy it!!! »

« Raha tsy manam-bitana ianao fa tsy mba zana-Dra … Sefobe, dia mila mitady fomba hafa mba hamaritana ny lalanareo ao anaty honahonan'ny pôlitika. Ka ny fomba isan'ny tena mahomby dia ny fividianana an'izany !!! »

Amira Al Hussaini [2]