Tantara tamin'ny 22 Novambra 2007
Libanona : Ny ho mpanao pôlitika malaza no tanjona
Ny mpiblaogy Life Flaw avy any Libanona dia manome toro-hevitra hoan'ireo izay manao ho tanjona ny ho mpanao pôlitika malaza any Libanona : « If you are not a fortunate son of a… leader, you need to find an alternative way to make your way in the swamp of politics....
Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%
Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al Hussaini
Bolivia: tamin'ny fetin'ny Olomasina rehetra
Tsy hoe efa ho iray volana lasa izay ity no nitranga dia avela any fa misy kosa ny ampitahana izay voambara manaraka eto amin’ny fomban-drazantsika Malagasy. Vao avy nankalaza ny fialantsasatry ny Todos Santos, fetin’ny Olo-masina rehetra, i Bolivia. Misy fomban-drazana ao an-toerana moa nasisika tamin’ity fankalazana lehibe ity. Fianakaviambe...